VALINY
1-"Inona
ary izany? Akana vao mitombo ?"

2-"Inona
ary izany ? Bolobolo mitera-bato fotsy,
vato fotsy mitera-bolobolo? "

3-"Inona
ary izany ? Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy
?"

4-"Inona
ary izany? Anaty rano tsy lena, an-tanety tsy malazo ?"
